Mark 6:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nangonina izay sombintsombin’ny mofo sy ny hazandrano ka nahafeno harona roa amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny sombintsombin’ny mofo sy ny hazandrano sisa tsy lany nahafeno sobiky roa ambin’ny folo ka nentiny nody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangonin’ireo mpianatra ny tapa-mofo ambiny ka nahafeno sobika 12, ary nangoniny koa ny trondro sisa.
Malagasy Bible 1865
Ary nangoniny izay sombintsombin'ny mofo sy ny hazandrano, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nangonina izay sombintsombin’ny mofo sy ny hazandrano ka nahafeno harona roa amby folo.
malagasy
Ary nangoniny izay sombintsombin'ny mofo sy ny hazandrano, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo.