Mark 6:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo izay nisakafo dia nisy dimy arivo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy arivo lahy anefa no isan’ny nihinana tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa dia nisy dimy arivo ny vatan-dehilahy nihinana mofo teo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nihinana ny mofo dia dimy arivo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo izay nisakafo dia nisy dimy arivo lahy.
malagasy
Ary izay nihinana ny mofo dia dimy arivo lahy.