Mark 6:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo no eo ihany Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely mba hita hialoha Azy ho any Betsaida mandra-pandravany ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noteren’i Jesoa hiondrana an-tsambo kely niaraka tamin’izay ny mpianany, mba hialoha Azy eny am-pita ho any Betsaida, ambara-pandràvany ny vahoaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vetivety foana taorian’izay, dia noteren’i Jesoa hiondrana an-tsambokely ny mpianany ary nasainy hiampita mialoha hankeny Betsaidà; fa Izy mbola handefa ny vahoaka hody.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely hita hialoha ho any Betsaida, mandra-pandràvany ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo no eo ihany Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely mba hita hialoha Azy ho any Betsaida mandra-pandravany ny vahoaka.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely hita hialoha ho any Betsaida, mandra-pandràvany ny vahoaka.