Mark 6:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nanao veloma ny olona Izy dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa avy nanao veloma ny olona Izy, dia nankany an-tendrombohitra mba hivavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa avy nanao veloma ny vahoaka i Jesoa, dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanao veloma ny olona Izy, dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nanao veloma ny olona Izy dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.
malagasy
Ary rehefa nanao veloma ny olona Izy, dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.