Mark 6:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hariva ny andro dia efa teo ampovoan’ny ranomasina ny sambokely, ary Izy irery ihany no teny an-tanety.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro, ny sambo kely dia efa mby teny ampovoan’ny ranomasina, ary i Jesoa irery no teny an-tanety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa maizina ny andro no teo ampovoan’ny farihy ny sambokely, ary i Jesoa irery sisa teny an-tanety;
Malagasy Bible 1865
Ary nony hariva ny andro, dia efa mby teo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely, ary Izy irery ihany no teo an-tanety.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hariva ny andro dia efa teo ampovoan’ny ranomasina ny sambokely, ary Izy irery ihany no teny an-tanety.
malagasy
Ary nony hariva ny andro, dia efa mby teo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely, ary Izy irery ihany no teo an-tanety.