Mark 6:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa hitany nitsangantsangana teo ambonin’ny ranomasina Izy dia noheveriny ho matoatoa ka niantsoantso mafy izy ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony nahita Azy nandeha teny ambony rano izy ireo, dia nataony ho matoatoa ihany ka niantsoantso mafy izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatazana an’i Jesoa nandeha teny ambony rano ireo mpianatra ary nihevitra Azy ho matoatoa, ka niantsoantso mafy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitany nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina Izy, dia nataony ho matoatoa, ka niantso mafy izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa hitany nitsangantsangana teo ambonin’ny ranomasina Izy dia noheveriny ho matoatoa ka niantsoantso mafy izy ireo,
malagasy
Ary rehefa hitany nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina Izy, dia nataony ho matoatoa, ka niantso mafy izy ireo.