Mark 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy afaka nanao fahagagana akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tanany tamin’ny olona marary vitsy foana sy nahasitrana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy nahazo nanao fahagagana akory Izy teo fa marary vitsivitsy monja no nositraniny tamin’ny fametrahan-tanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy afaka nanao asa mahagaga teo Izy, afa-tsy tamin’ny nanasitranany marary vitsivitsy nametrahany tanana.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy afaka nanao fahagagana akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tanany tamin’ny olona marary vitsy foana sy nahasitrana azy.
malagasy
Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy.