Mark 6:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria izy rehetra dia samy nahita Azy avokoa ka raiki-tahotra. Ary niteny tamin’izy ireo niaraka amin’izay Izy hoe: Matokia! Izaho ihany ity, aza matahotra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nahita Azy avokoa izy rehetra ka raiki-tahotra erỳ. Niaraka tamin’izay dia niteny taminy Izy nanao hoe: «Matokia, fa Izaho ihany, ka aza matahotra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nahatazana an’i Jesoa izy rehetra ka raiki-tahotra. Avy hatrany dia niteny taminy anefa i Jesoa ka nanao hoe: –Matokia, fa Izaho ity. Aoka izay ny tahotra!
Malagasy Bible 1865
Fa izy rehetra samy nahita Azy avokoa, ka dia raiki-tahotra. Ary Izy niteny taminy niaraka tamin'izay ka nanao taminy hoe: Matokia, fa Izaho ihany; aza matahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria izy rehetra dia samy nahita Azy avokoa ka raiki-tahotra. Ary niteny tamin’izy ireo niaraka amin’izay Izy hoe: Matokia! Izaho ihany ity, aza matahotra!
malagasy
Fa izy rehetra samy nahita Azy avokoa, ka dia raiki-tahotra. Ary Izy niteny taminy niaraka tamin'izay ka nanao taminy hoe: Matokia, fa Izaho ihany; aza matahotra.