Mark 6:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra nankeo aminy tao an-tsambokely Izy dia nitsahatra ny rivotra. Talanjona izy ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niakatra teo aminy teo an-tsambo kely Izy, dia nitsahatra ny rivotra, ka talanjona fatratra izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niakatra nankeo aminy tao an-tsambokely i Jesoa, dia indro nijanona ny rivotra; ka talanjona fatratra ny mpianatra,
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra nankeo aminy teo an-tsambokely Izy; dia nitsahatra ny rivotra, ka dia talanjona izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra nankeo aminy tao an-tsambokely Izy dia nitsahatra ny rivotra. Talanjona izy ireo,
malagasy
Ary niakatra nankeo aminy teo an-tsambokely Izy; dia nitsahatra ny rivotra, ka dia talanjona izy ireo.