Mark 6:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy takatry ny sainy ny fahagagana ny amin’ny mofo fa mbola mafy ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy azony an-tsaina ity fahagagana tamin’ny mofo teo noho ny hadonton’ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy azony an-tsaina ilay nampitomboana ny mofo, noho ny hamafin’ny fony.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy fantany ny amin'ny mofo; fa efa mafy ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy takatry ny sainy ny fahagagana ny amin’ny mofo fa mbola mafy ny fony.
malagasy
Ary tsy fantany ny amin'ny mofo; fa efa mafy ny fony.