Mark 6:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tafita izy ireo dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta ka niantsona teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafita izy ireo, dia nitody tao Genezareta ka niantsona teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony tafita ny rano i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta, ka niantsona teo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tafita izy, dia tonga teo amin'ny tany Genesareta ka niantsona teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tafita izy ireo dia tonga tao amin’ny faritanin’i Genesareta ka niantsona teo.
malagasy
Ary nony tafita izy, dia tonga teo amin'ny tany Genesareta ka niantsona teo.