Mark 6:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha niala teo an-tsambokely izy ireo dia nahafantatra an’i Jesosy avy hatrany ny olona teo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa niala tao an-tsambo kely izy ireo, dia nahalala an’i Jesoa niaraka tamin’izay ny olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niala tao an-tsambokely ry zareo, dia nahafantatra an’i Jesoa avy hatrany ny olona,
Malagasy Bible 1865
Ary raha niala teo an-tsambokely izy, dia nahalala an'i Jesosy niaraka tamin'izay ny olona teo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha niala teo an-tsambokely izy ireo dia nahafantatra an’i Jesosy avy hatrany ny olona teo;
malagasy
Ary raha niala teo an-tsambokely izy, dia nahalala an'i Jesosy niaraka tamin'izay ny olona teo