Mark 6:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nihazakazaka namakivaky ny faritany manontolo ny olona ary nitondra ny marary tamin’ny fandrianany ho any amin’izay reny fa nitoerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lasa nitety ny manodidina, ary rafitra nitatitra ny marary tamin’ny fandriana ho any amin’izay reny fa misy Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka lasa nitety haingana ny faritany manontolo ary nitondra ny marary tamin’ny filanjana hankany amin’izay reny fa nisy Azy.
Malagasy Bible 1865
ka nihazakazaka tamin'izany tany rehetra izany ary nitondra ny marary tamin'ny fandriana ho any amin'izay reny fa nitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nihazakazaka namakivaky ny faritany manontolo ny olona ary nitondra ny marary tamin’ny fandrianany ho any amin’izay reny fa nitoerany.
malagasy
ka nihazakazaka tamin'izany tany rehetra izany ary nitondra ny marary tamin'ny fandriana ho any amin'izay reny fa nitoerany.Ary na taiza na taiza no nidiran'i Jesosy, na tao amin'ny vohitra, na tao an-tanàna, na tany an-tsaha, dia napetraka teo an-kianja ny marary, ary ny olona nangataka hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; ary sitrana izay rehetra nanendry Azy.[Gr. voavonjy]