Mark 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ny roa amby folo lahy hankeo Aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana amin’ny fanahy maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso ny roa ambin’ny folo lahy hankeo aminy Izy, ka naniraka azy tsiroaroa, sy nanome fahefana azy handroaka ny fanahy maloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoiny hankeo aminy ny 12 lahy ary nirahiny tsiroaroa ka nomeny fahefana handroaka ny fanahy maloto.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ny roa amby folo lahy hankeo Aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana amin’ny fanahy maloto.
malagasy
Ary niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto.