Mark 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin’ny halehany, na mofo, na kitapo, na vola ao anatin’ny fehikibony, afa-tsy tehina ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary norarany tsy hitondra na inona na inona eny an-dalana izy ireo na kitapo, na mofo, na farantsa kely varahina amin’ny fehinkibony, afa-tsy tehina ihany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no hafatrafatra nataony taminy: –Aza mitondra na inona na inona rehefa handeha, afa-tsy tehina; aza mitondra vatsy na kitapom-batsy na vola am-paosy;
Malagasy Bible 1865
Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin'ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola ao amin'ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin’ny halehany, na mofo, na kitapo, na vola ao anatin’ny fehikibony, afa-tsy tehina ihany.
malagasy
Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin'ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola ao amin'ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany.[Gr. varahina]