Mark 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivory teo Aminy ny Fariseo sy ny mpanoradalàna sasany izay avy tany Jerosalema
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niangona teo amin’i Jesoa ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tafavory teo amin’i Jesoa ny Farisianina sy ny sasantsasany tamin’ireo mpahay lalàna avy any Jerosalema,
Malagasy Bible 1865
Ary niangona teo aminy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany, izay avy tany Jerosalema
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivory teo Aminy ny Fariseo* sy ny mpanoradalàna* sasany izay avy tany Jerosalema
malagasy
Ary niangona teo aminy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany, izay avy tany Jerosalema