Mark 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Mosesy: «Manajà ny rainao sy ny reninao» (Eks 20.12), ary koa: «Izay manozona ny rainy sy ny reniny dia hovonoina ho faty tokoa» (Eks 21.17).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Môizy: ‹Manajà ny rainao sy ny reninao›; ary koa: ‹Izay hanozona ny rainy na ny reniny dia hohelohina ho faty.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mosesy: «Hajao ny rainao sy ny reninao», ary koa: «Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Mosesy: Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12), ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy sy ny reniny dia hatao maty tokoa (Eks. 21. 17).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Mosesy: «Manajà ny rainao sy ny reninao» (Eks 20.12), ary koa: «Izay manozona ny rainy sy ny reniny dia hovonoina ho faty tokoa» (Eks 21.17).
malagasy
Fa hoy Mosesy: Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12), ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy sy ny reniny dia hatao maty tokoa (Eks. 21. 17).