Mark 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin’ny rainy na amin’ny reniny hoe: Efa nataoko fanatitra ho an’Andriamanitra izay fanampiana tokony ho anao avy amiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa ianareo: ‹Raha misy milaza amin’ny rainy na amin’ny reniny hoe: Ny zavatra izay tokony hoentiko manampy anao dia efa Kôrobàna› izany hoe: fanatitra ho an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo kosa manambara fa raha misy olona milaza amin’ny rainy na ny reniny hoe: «Efa nataoko kôrbana, izany hoe fanatitra ho an’Andriamanitra, ny zavatra tokony hanasoavako anao»,
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin'ny rainy na amin'ny reniny hoe: Efa korbana (izany hoe, fanatitra ho an'Andriamanitra) izay rehetra tokony hahazoanao soa avy amiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin’ny rainy na amin’ny reniny hoe: Efa nataoko fanatitra ho an’Andriamanitra izay fanampiana tokony ho anao avy amiko,
malagasy
Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin'ny rainy na amin'ny reniny hoe: Efa korbana (izany hoe, fanatitra ho an'Andriamanitra) izay rehetra tokony hahazoanao soa avy amiko,