Mark 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy sy ny reniny intsony izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy na ny reniny intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona intsony amin’ny rainy na amin’ny reniny izy.
Malagasy Bible 1865
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an'ny rainy sy ny reniny intsony izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ny rainy sy ny reniny intsony izy
malagasy
dia tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an'ny rainy sy ny reniny intsony izy,[Na: dia voafehin'ny voadiny izy. Ary dia etc]