Mark 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ny vahoaka hankeo Aminy indray Izy ka niteny taminy hoe: Mihainoa Ahy ianareo rehetra ka fantaro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso ny vahoaka nankeo aminy indray Izy ka nanao taminy hoe: «Mihainoa Ahy ianareo rehetra, ka mahafantara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’i Jesoa hankeo aminy indray ny vahoaka sady nilazany hoe: –Mihainoa Ahy ianareo rehetra ka mahafantara.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy indray Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa Ahy ianareo rehetra, ka mahafantara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ny vahoaka hankeo Aminy indray Izy ka niteny taminy hoe: Mihainoa Ahy ianareo rehetra ka fantaro.
malagasy
Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy indray Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa Ahy ianareo rehetra, ka mahafantara.