Mark 7:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!]
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
malagasy
[Raha misy manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino]