Mark 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa niala teo amin’ny vahoaka Izy ka niditra tao an-trano iray dia nanontany Azy ny mpianany ny amin’izany fanoharana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo amin’ny vahoaka Izy ka tonga tany an-trano, dia nanontanian’ny mpianany ny amin’ilay fanoharana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa niala teo amin’ny vahoaka i Jesoa ka niditra tao an-trano, dia nanontany Azy momba io fanoharana io ny mpianany;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niala teo amin'ny vahoaka Izy ka niditra tao an-trano, dia nanontany Azy ny mpianany ny amin'izany fanoharana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa niala teo amin’ny vahoaka Izy ka niditra tao an-trano iray dia nanontany Azy ny mpianany ny amin’izany fanoharana izany.
malagasy
Ary rehefa niala teo amin'ny vahoaka Izy ka niditra tao an-trano, dia nanontany Azy ny mpianany ny amin'izany fanoharana izany.