Mark 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tsy miditra ao am-pony izany fa ao an-kibony ihany ka mivoaka any amin’ny toeram-pivoahana. Izany no nolazainy mba hampadio ny sakafo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy miditra ao am-pony izany fa ao an-kibony ihany, ka ariana any an-katakonana? Izany no mahadio ny hanina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy miditra ao am-pony fa ao an-kibony ihany, ka alefa any amin’ny fanariana azy. (Izany no nentin’i Jesoa nanambara fa madio avokoa ny hanina rehetra).
Malagasy Bible 1865
satria tsy miditra ao am-pony izany, fa ao an-kibony ihany, ka dia mivoaka ao amin'ny fivoahana; izany no nolazainy mba hahadio ny hanina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tsy miditra ao am-pony izany fa ao an-kibony ihany ka mivoaka any amin’ny toeram-pivoahana. Izany no nolazainy mba hampadio ny sakafo rehetra.
malagasy
satria tsy miditra ao am-pony izany, fa ao an-kibony ihany, ka dia mivoaka ao amin'ny fivoahana; izany no nolazainy mba hahadio ny hanina rehetra.