Mark 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nahita ny mpianany sasany misakafo tamin’ny tanana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nahita ny mpianany sasany nihinana tamin’ny tanana tsy madio, izany hoe tsy voasasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nahatsikaritra fa ny sasany tamin’ny mpianatr’i Jesoa dia nihinan-kanina tamin’ny tanana maloto, izany hoe tsy voasasa araka ny fombam-pivavahana.
Malagasy Bible 1865
ka nahita ny mpianatra sasany fa nihinan-kanina tamin'ny tanana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nahita ny mpianany sasany misakafo tamin’ny tanana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa.
malagasy
ka nahita ny mpianatra sasany fa nihinan-kanina tamin'ny tanana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa.