Mark 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy: Izay mivoaka avy ao amin’ny olona, dia izany, no mahaloto azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay mivoaka avy amin’ny olona, hoy Izy, no mahaloto ny olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa i Jesoa: –Ny zavatra mipoitra avy ao amin’ny olona, izany no mahaloto ny olona;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Izay mivoaka avy ao amin'ny olona, dia izany no mahaloto azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy: Izay mivoaka avy ao amin’ny olona, dia izany, no mahaloto azy.
malagasy
Ary hoy Izy: Izay mivoaka avy ao amin'ny olona, dia izany no mahaloto azy.