Mark 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireny zavatra ratsy rehetra ireny no mivoaka avy ao anatin’ny olona ka mahaloto azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izany zava-dratsy rehetra izany no avy ao anatin’ny olona ka mahaloto azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zava-dratsy rehetra ireo no mipoitra avy ao anatin’ny olona ka mahaloto azy.
Malagasy Bible 1865
izany zava-dratsy rehetra izany no mivoaka avy ao anatin'ny olona ka mahaloto azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireny zavatra ratsy rehetra ireny no mivoaka avy ao anatin’ny olona ka mahaloto azy.
malagasy
izany zava-dratsy rehetra izany no mivoaka avy ao anatin'ny olona ka mahaloto azy.