Mark 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin’ny sisintanin’i Tiro sy i Sidona. Dia niditra tao amin’ny trano iray Izy, ary tsy tiany ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy afaka niery Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo Izy dia nankany amin’ny faritanin’i Tira sy i Sidona, ary niditra tao an-trano anankiray, fa tsy te ho fantatr’olona, nefa tsy nahazo niery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo i Jesoa ary lasa nankany amin’ny faritany akaikin’ny tanàna atao hoe Tiro; ary niditra tao an-trano anankiray Izy fa tsy te ho fantatry ny olona, kanefa tsy afa-niafina.
Malagasy Bible 1865
Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin'ny sisin-tanin'i Tyro sy Sidona; dia niditra tao an-trano Izy, ary tiany tsy ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy nahazo niery Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin’ny sisintanin’i Tiro sy i Sidona. Dia niditra tao amin’ny trano iray Izy, ary tsy tiany ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy afaka niery Izy.
malagasy
Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin'ny sisin-tanin'i Tyro sy Sidona; dia niditra tao an-trano Izy, ary tiany tsy ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy nahazo niery Izy.