Mark 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jentilisa Ravehivavy, avy amin’ny firenena siro-foinikiana. Nangataka Taminy izy mba handroaka ny demonia amin’ny zanany vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jentily avy amin’ny firenena Sirôfenisa ravehivavy, ary ny nangatahiny taminy dia ny handroahany ny demony amin’ny zananivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miteny grika ravehivavy sady Sirôfenisianina firazanana; ary niangavy an’i Jesoa izy handroaka ny demony hiala tao amin-janany.
Malagasy Bible 1865
Ary jentilisa ravehivavy, avy amin'ny firenena Syro-foinika; dia nangataka taminy izy mba hamoaka ny demonia amin'ny zananivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jentilisa* Ravehivavy, avy amin’ny firenena siro-foinikiana. Nangataka Taminy izy mba handroaka ny demonia* amin’ny zanany vavy.
malagasy
Ary jentilisa ravehivavy, avy amin'ny firenena Syro-foinika; dia nangataka taminy izy mba hamoaka ny demonia amin'ny zananivavy.