Mark 7:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly Azy Ravehivavy hoe: Eny, Tompoko; kanefa na dia ny amboa kely ao ambanin’ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombin’ny mofon-jaza ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ravehivavy ka nanao taminy hoe: «Marina izany, Tompoko; kanefa ny amboa kely koa mba mihinana ny sombintsombin’ny mofon-jaza ao ambany latabatra ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ravehivavy ka nanao hoe: –Nefa, Tompoko, na ny amboakely ao ambany latabatra aza, dia mba mihinana ny sombintsombiny avy amin’ny mofon’ny ankizy ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Eny, Tompoko; kanefa na dia ny amboakely ao ambanin'ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombin'ny mofon-jaza ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly Azy Ravehivavy hoe: Eny, Tompoko; kanefa na dia ny amboa kely ao ambanin’ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombin’ny mofon-jaza ihany.
malagasy
Fa ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Eny, Tompoko; kanefa na dia ny amboakely ao ambanin'ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombin'ny mofon-jaza ihany.