Mark 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany dia mandehana ianao; efa niala tamin’ny zanakao vavy ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Mandehana, fa noho izany teny izany, dia efa niala tamin’ny zanakaovavy ny demony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Izany no teninao, ka dia modia fa efa niala tamin’ny zanakao ny demony.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin'ny zanakao-vavy ny demonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany dia mandehana ianao; efa niala tamin’ny zanakao vavy ny demonia.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin'ny zanakao-vavy ny demonia.