Mark 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra dia tsy mba misakafo raha tsy efa manasa tsara ny tanany, satria mitana ny fampianarana napetraky ny razana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Farisianina sy ny Jody rehetra dia tsy mihinana raha tsy efa voasasany tsara aloha ny tanany, fa mitana ny fanaon-drazana izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Farisianina ary koa ny Jiosy rehetra dia tsy mihinan-kanina raha tsy avy misasa tanana amin’ny fomba manokana, satria nifikitra tamin’ny fanao nampitain’ny razany.
Malagasy Bible 1865
(Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra tsy mba mihinana, raha tsy efa manasa tsara ny tànany, satria mitàna ny fampianarana voatolotry ny razana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Fariseo sy ny Jiosy* rehetra dia tsy mba misakafo raha tsy efa manasa tsara ny tanany, satria mitana ny fampianarana napetraky ny razana izy.
malagasy
(Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra tsy mba mihinana, raha tsy efa manasa tsara ny tànany, satria mitàna ny fampianarana voatolotry ny razana izy.[Gr. sasàny amin'ny totohondry]