Mark 7:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga tany an-tranony Ravehivavy dia hitany nandry teo ambonin’ny farafara ny zanany vavy, ary ny demonia dia efa niala taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany an-tranony izy, dia nahita ny zananivavy nandry teo am-parafara fa efa nialan’ny demony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa niala teo ravehivavy ka tonga tany an-tranony, dia nahita ny zanany matory tsara eo am-pandriana, efa nialan’ny demony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin'ny farafara ny zananivavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga tany an-tranony Ravehivavy dia hitany nandry teo ambonin’ny farafara ny zanany vavy, ary ny demonia dia efa niala taminy.
malagasy
Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin'ny farafara ny zananivavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy.