Mark 7:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala indray avy tamin’ny faritanin’i Tiro Jesosy dia namakivaky an’i Sidona sy ny faritanin’i Dekapolisy ka nankany amoron’ny ranomasin’i Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala indray tany amin’ny faritanin’i Tira i Jesoa, ary namaky ny faritanin’i Sidona ka tonga tany amoron’ny ranomasin’i Galilea, amin’ny faritanin’i Dekapôly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao amin’ny faritanin’i Tiro i Jesoa ka nandalo tany Sidôna ary niverina teo amin’ny farihin’i Galilea, rehefa avy namakivaky ny faritany atao hoe Dekapôly.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niala indray tamin'ny sisin-tanin'i Tyro, dia namaky an'i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron'ny Ranomasin'i Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala indray avy tamin’ny faritanin’i Tiro Jesosy dia namakivaky an’i Sidona sy ny faritanin’i Dekapolisy ka nankany amoron’ny ranomasin’i Galilia.
malagasy
Ary Jesosy niala indray tamin'ny sisin-tanin'i Tyro, dia namaky an'i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron'ny Ranomasin'i Galilia.