Mark 7:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy marenina sady raiki-dela iray noentin’olona teo Aminy ka niangavy Azy izy ireo mba hametra-tanana aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao dia nisy lehilahy anankiray sady marenina no moana nentin’izy ireo teo aminy sy nangatahiny mba hametrahany tanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy lehilahy sady marenina no raiki-dela, nentin’ny olona ho eo aminy ary niangaviany Azy hametrahany tanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy marenina sady raiki-dela iray noentin’olona teo Aminy ka niangavy Azy izy ireo mba hametra-tanana aminy.
malagasy
Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana.