Mark 7:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra an-dRalehilahy niala kely ny vahoaka Izy dia nangarona ny sofiny tamin’ny rantsantanany, dia nandrora ka nikasika ny lelany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitondra azy niavaka tamin’ny vahoaka Izy, ka nangarona ny sofiny tamin’ny rantsan-tanany sy nanisy rora ny lelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Jesoa nihataka irery lavitra ny vahoaka ralehilahy ka noharoniny tamin’ny rantsan-tanana ny sofiny, ary nokasihiny sady nasiany rora ny lelany.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin'ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin'ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra an-dRalehilahy niala kely ny vahoaka Izy dia nangarona ny sofiny tamin’ny rantsantanany, dia nandrora ka nikasika ny lelany;
malagasy
Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin'ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin'ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany;