Mark 7:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niandrandra ny lanitra Izy dia nisento ka niteny taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia niandrandra ny lanitra Izy, sady nisento ary nanao taminy hoe: «Efeta» izany hoe «misokafa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niandrandra ny lanitra i Jesoa sady nisento ary niteny tamin-dralehilahy hoe: –Efatà! (izany hoe: «misokafa!»).
Malagasy Bible 1865
ary niandrandra ny lanitra Izy, dia nisento ka nanao taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niandrandra ny lanitra Izy dia nisento ka niteny taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia!
malagasy
ary niandrandra ny lanitra Izy, dia nisento ka nanao taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia.