Mark 7:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalady ny sofiny sady voavaha ny fatoran’ny lelany ka afaka niteny tsara izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia nisokatra ny sofiny ary voavaha ny fatoran’ny lelany, ka niteny tsara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niaraka tamin’izay dia nisokatra ny sofin-dralehilahy ary nivaha ny fatoran’ny lelany, ka afaka niteny tsara izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nalady ny sofiny, sady voavaha ny fatoran'ny lelany, ka dia nahateny tsara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalady ny sofiny sady voavaha ny fatoran’ny lelany ka afaka niteny tsara izy.
malagasy
Dia nalady ny sofiny, sady voavaha ny fatoran'ny lelany, ka dia nahateny tsara izy.