Mark 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanoradalàna hoe: Nahoana ny mpianatrao no tsy manaraka ny fampianarana napetraky ny razana fa misakafo amin’ny tanana tsy voasasa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nanontany Azy ny Farisianina mbamin’ny mpanora-dalàna nanao hoe: «Nahoana ny mpianatrao no tsy mitandrina ny fanaon-drazana, fa mihinana amin’ny tanana tsy misasa?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Jesoa ny Farisianina sy ny mpahay lalàna nanao hoe: –Nahoana ireto mpianatrao no tsy manaraka ny fanao nampitain’ny razantsika, fa tanana maloto izao no ihinanany hanina?
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: Nahoana ny mpianatrao no tsy manaraka ny fampianarana voatolotry ny razana, fa mihinan-kanina amin'ny tanana tsy misasa izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanoradalàna hoe: Nahoana ny mpianatrao no tsy manaraka ny fampianarana napetraky ny razana fa misakafo amin’ny tanana tsy voasasa?
malagasy
Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: Nahoana ny mpianatrao no tsy manaraka ny fampianarana voatolotry ny razana, fa mihinan-kanina amin'ny tanana tsy misasa izy?