Mark 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahafoy ny didin’Andriamanitra ianareo ka mifikitra amin’ny fomba napetraky ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny didin’Andriamanitra afoinareo, fa ny fanaon’ny olona kosa tananareo, toy ny manasa tavoara sy kapoaka, ary manaraka fomba maro toy izany koa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny didin’Andriamanitra avelanareo, fa ny fomba amam-panao nampitain’olombelona kosa tananareo.
Malagasy Bible 1865
Mahafoy ny didin'Andriamanitra ianareo ka mitana ny fanaon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahafoy ny didin’Andriamanitra ianareo ka mifikitra amin’ny fomba napetraky ny olona.
malagasy
Mahafoy ny didin'Andriamanitra ianareo ka mitana ny fanaon'ny olona.