Mark 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy taminy: Hay, tsara ny nahafoizanareo ny didin’Andriamanitra mba hitandremanareo ny fampianarana napetraka ho anareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy taminy: «Marina fa nofoananareo tokoa ny didin’Andriamanitra mba hitandremanareo ny fomban-drazanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jesoa taminy: –Dia arianareo tsotra izao ny didin’Andriamanitra, mba hitandremanareo ny fomba amam-panaonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy taminy: Hay! tsara ny nahafoizanareo ny didin'Andriamanitra mba hitandremanareo ny fampianarana voatolotra anareo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy taminy: Hay, tsara ny nahafoizanareo ny didin’Andriamanitra mba hitandremanareo ny fampianarana napetraka ho anareo!
malagasy
Ary hoy koa Izy taminy: Hay! tsara ny nahafoizanareo ny didin'Andriamanitra mba hitandremanareo ny fampianarana voatolotra anareo!