Mark 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina ireo, dia nantsoin’i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-ko hanina, dia niantso ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, dia vahoaka be indray no teo amin’i Jesoa ary tsy nanan-kohanina; ka nantsoin’i Jesoa ny mpianany ary nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina izy, dia nantsoin'i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina ireo, dia nantsoin’i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe:
malagasy
Tamin'izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina izy, dia nantsoin'i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: