Mark 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ka tonga tany amin’ny faritanin’i Dalmanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niondrana an-tsambo kely niaraka tamin’izay Izy sy ny mpianany, ka tonga tany amin’ny faritanin’i Dalmanotà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha vao vita izany, dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Dalmanotà.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin'ny mpianany ka tonga tany amin'ny fari-tanin'i Dalmanota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ka tonga tany amin’ny faritanin’i Dalmanota.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin'ny mpianany ka tonga tany amin'ny fari-tanin'i Dalmanota.