Mark 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga teo ny Fariseo dia nanomboka niady hevitra Taminy ka nitady famantarana avy any an-danitra mba hakany fanahy Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona Azy ny Farisianina, ka niady hevitra taminy sy nangataka famantarana avy any an-danitra taminy, mba hakany fanahy Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ny Farisianina hiady hevitra amin’i Jesoa. Te hamandrika Azy ry zareo ka nangataka Azy hanao famantarana ho porofo fa avy amin’Andriamanitra ny fahefany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo nankany, dia niady hevitra taminy ary naka fanahy Azy ka nitady famantarana avy any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga teo ny Fariseo* dia nanomboka niady hevitra Taminy ka nitady famantarana avy any an-danitra mba hakany fanahy Azy.
malagasy
Ary ny Fariseo nankany, dia niady hevitra taminy ary naka fanahy Azy ka nitady famantarana avy any an-danitra.