Mark 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandao azy ireo Izy dia niondrana indray ka lasa nankeny ampita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilaozany izy ireo ka niondrana an-tsambo kely indray Izy nankeny am-pita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandao azy ireo i Jesoa ary niondrana indray nankeny ampita.
Malagasy Bible 1865
Ary nandao azy Izy, dia niondrana indray ka lasa nankeny am-pita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandao azy ireo Izy dia niondrana indray ka lasa nankeny ampita.
malagasy
Ary nandao azy Izy, dia niondrana indray ka lasa nankeny am-pita.