Mark 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanadino nitondra mofo izy ireo ka tsy nisy afa-tsy mofo iray ihany tao an-tsambokely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanadino tsy nitondra mofo ny mpianatra, ka tsy nisy afa-tsy mofo iray monja teo an-tsambo kely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hadinon’ny mpianatra ny nitondra mofo, ka tsy nisy afa-tsy mofo iray monja teo aminy tao an-tsambokely.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy tsaroan'ireo ny hitondra mofo, ka tsy nisy teo an-tsambokely afa-tsy mofo iray ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanadino nitondra mofo izy ireo ka tsy nisy afa-tsy mofo iray ihany tao an-tsambokely.
malagasy
Ary tsy tsaroan'ireo ny hitondra mofo, ka tsy nisy teo an-tsambokely afa-tsy mofo iray ihany.