Mark 8:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanafatrafatra azy Izy hoe: Diniho ka mitandrema ianareo mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo sy ny masirasiran’i Heroda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa kosa nananatra azy nanao hoe: «Mitandrema tsara ianareo fandrao azon’ny lalivain’ny Farisianina sy ny lalivain’i Herôda.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namepetra azy ireo i Jesoa nanao hoe: –Mbà malina ka mitandrema tsy ho voan’ny levioran’ny Farisianina sy ny levioran’i Herôda.
Malagasy Bible 1865
Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanafatrafatra azy Izy hoe: Diniho ka mitandrema ianareo mba tsy ho azon’ny masirasiran’ny Fariseo* sy ny masirasiran’i Heroda.
malagasy
Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda.