Mark 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampiresaka izy ireo satria tsy nanana mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niara-nihevitra izy ireo ka nifampilaza hoe: «Noho isika tsy manana mofo izay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iretsy mpianany kosa niady hevitra nifampilaza hoe: –Noho isika tsy nitondra mofo angaha izany!
Malagasy Bible 1865
Ary niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampiresaka izy ireo satria tsy nanana mofo.
malagasy
Ary niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany.