Mark 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatr’i Jesosy izany dia niteny taminy Izy hoe: Nahoana ianareo no mifampiresaka hoe tsy manana mofo? Tsy mbola azonareo an-tsaina na tsy fantatrareo ihany va? Efa mafy fo va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Jesoa ny heviny ka hoy Izy taminy: «Ahoana no iheveranareo izay tsy fanananareo mofo? Mbola tsy misy hevitra sy tsy mahazo saina ihany va ianareo? Donto ny fonareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsikaritr’i Jesoa izany ka hoy Izy taminy: –Nahoana ianareo no miady hevitra ny amin’ny tsy nitondranareo mofo? Mbola tsy takatrareo ary tsy fantatrareo foana ve? Fa dia mafy fo ve ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no miara-misaina, satria tsy manana mofo? Tsy mbola mahazo an-tsaina na mahafantatra va ianareo? Efa mafy va ny fonareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatr’i Jesosy izany dia niteny taminy Izy hoe: Nahoana ianareo no mifampiresaka hoe tsy manana mofo? Tsy mbola azonareo an-tsaina na tsy fantatrareo ihany va? Efa mafy fo va ianareo?
malagasy
Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no miara-misaina, satria tsy manana mofo? Tsy mbola mahazo an-tsaina na mahafantatra va ianareo? Efa mafy va ny fonareo?