Mark 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mana-maso nefa tsy mahita va ianareo? Ary manan-tsofina nefa tsy mandre va ianareo? Ary tsy mahatadidy va ianareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mana-maso fa tsy mahita va ianareo? ary manan-tsofina fa tsy mahare? Ary tsy mahatadidy va ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mana-maso ianareo ka no tsy mahita, ary manan-tsofina ka no tsy mandre? Tsy tsaroanareo angaha?
Malagasy Bible 1865
Mana-maso, fa tsy mahita va ianareo? Ary manan-tsofina, fa tsy mandre va ianareo? Ary tsy mahatadidy va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mana-maso nefa tsy mahita va ianareo? Ary manan-tsofina nefa tsy mandre va ianareo? Ary tsy mahatadidy va ianareo
malagasy
Mana-maso, fa tsy mahita va ianareo? Ary manan-tsofina, fa tsy mandre va ianareo? Ary tsy mahatadidy va ianareo?