Mark 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tamin’ilay namakiako ny mofo dimy ho an’ny dimy arivo, firy harona moa ny sombintsombiny nangoninareo? Hoy ireo Taminy: Roa amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nizara ny mofo dimy tamin’ny olona dimy arivo Aho, firy no sobiky feno ny sombintsombiny sisa tsy lany nangoninareo?» «Roa ambin’ny folo,» hoy ireo taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony Aho nanapaka ireo mofo dimy haroso amin’ny vatan-dehilahy dimy arivo, sobika firy no voaangonareo feno ny tapa-mofo ambiny? Hoy ny navalin’ireo hoe: –Sobika 12.
Malagasy Bible 1865
Raha ny mofo dimy no novakiko ho an'ny dimy arivo, firy harona moa no sombintsombiny nangoninareo? Hoy ny mpianany taminy: Roa ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tamin’ilay namakiako ny mofo dimy ho an’ny dimy arivo, firy harona moa ny sombintsombiny nangoninareo? Hoy ireo Taminy: Roa amby folo.
malagasy
Raha ny mofo dimy no novakiko ho an'ny dimy arivo, firy harona moa no sombintsombiny nangoninareo? Hoy ny mpianany taminy: Roa ambin'ny folo.